V5 - 1 : Fahasoavan'ny finoana Islam, Satria tsy tao anatin'ireo fianaviamben'ny tsy mpino ianao.
2-Fahasoavan'ny Sounat : Tsy tao anatin'ireo fianakaviamben'ny mpanao forona ianao.
3-Fahasoavan'ny fahasalamana, toy ny fahasalaman'ny sofina, fahiratana, afaka mamindra soa aman-tsara sy ny ankoatr'izay.
4-Fahasoavan'ny sakafo sy ny zava-pisotro ary ny fitafy.
Ary ny fahasoavan'i Allah amintsika dia maro ary tena tsy voatanisa tokoa.
Niteny i Allah manao hoe : (Ary raha mitanisa ny fahasoavan'i Allah ianareo, dia tsy ho voatanisanareo izany ary i Allah dia be famelan-keloka sy be Indrafo). [Sourat An-Nahli : 18].