F3 : Inona no lalàna mamehy ny varotra sy ny fifampiraharahana?

V3 : Ny fototra amin'ny resaka varotra sy ny fifampiraharahana rehetra dia ny ara-dalàna sy azo atao, afa-tsy ireo karazana zavatra izay noraran'i Allah.

Niteny i Allah manao hoe : - (Ary nataon'i Allah ara-dalàna ny varotra fa norarany kosa ny fanjaham-bola". [Sourate-Al-baquara : 275].