V15 - 1- Ny fiatahana tanteraka amin'ilay fahotana.
2-Ny fanenenana tamin'ny fanaovana ilay fahotana.
3-Ny fanapahan-kevitra ny tsy hiverina intsony amin’ilay fahotana.
4-Famerenana zon'ny olona nalainao ho any amin'ny tompony.
Niteny i Allah manao hoe : 135 - (Ary ireo rehetra nanao fahavetavetana na nanao ny tsy rariny tamin’ny tenany, ka nahatsiaro an’i Allah ka nangataka avy hatrany famelana noho ireo heloka vitany, Ka iza moa no hamela heloka azy afa-tsy i Allah, ka tsy hamerina intsony izay nataony izy ireo ary efa fantatr'izy ireo izany". [Sourate-Àl-'imran : 135].