V36 : Miteny ny mpino silamo iray hoe : "Assalamou Alaikoum Warahamatoullahi Wabarakatouhou".
Ary mamaly azy ny rahalahiny hoe : "Waalaikoum Salamou Warahamatoullahi Wabarakatouhou". Ao amin'ny Bokin'i Tirmizy sy Abo Dawod ary ny hafa ankoatr'izy roa.