F5 : Inona no mifanohitra amin'ny fanaovan-tsoa?

V5 : Ny mifanohitra amin'ny fanaovan-tsoa dia fanaovan-dratsy.

* Ka anisan'izany : Ny famelana ny fahadiovam-po eo amin'ny fanompoana an'i Allah.

* Ny tsy fanajana ny ray aman-dreny.

* Ny fanapahana ny rohim-pihavanana.

* Ny fanaovana ratsy amin'ireo mpifanolobodirindrina sy ny manodidina.

* Ny tsy fanaovan-tsoa amin'ireo mahantra fadiranovana sy ny ankoatr'izay amin'ny teny ratsy sy ny fihetsika mamoafady.