V22 : Fofasa dia fitenenanao rahalahinao silamo ny zavatra halany rehefa tsy eo izy.
Niteny i Allah manao hoe : (Ary aza mifampifosa ianareo samy ianareo, ka moa va misy ny iray aminareo manam-pitiavana ny ihinana ny nofotry ny rahalahiny izay efa maty dia horikoriko ianareo, ary matahora an'i Allah ianareo fa tena mpandray fibebahana tokoa i Allah". [Sourate-Al-houjorati : 12].