V24 : 1- Fametrahana ny tànana na lamba amin'ny vava sy orona rehefa mihevina.
2- Misaotra an'i Allah rehefa avy mievina ka miteny hoe : "ALHAMDOULILLAHI".
3- Ary izay akaiky eo dia miteny amin'ilay namany nihevina hoe: "YARHAMOIKALLAHO". Izay midika hoe : Tompo Allah anie hamindra fo aminao.
Ka rehefa nitenenina an'izany izy dia aoka hamaly hoe : "YAHDIKOUMOULLAHOU WA YOUSLIHOU BALAKOUM".