V47 : Fiezahana sy ny fikirizana amin'ny fampielezana ny finoana Islam ary fiarovana azy sy ny vahoakany, na koa miady amin'ny fahavalon'ny finoana Islam sy ny vahoakany.
Niteny i Allah manao hoe : (Ary manaova ezaka amin'ny fampiasana ny harenanareo sy ny tenanareo amin'ny làlan'i Allah. Izany no tsara aminareo raha mba fantatrareo". [Sourate-A-taobat : 41].