F36 : Inona no fanomezana tsaratsara atao (Swadaka moustahabba)?

V36 : Tsy Zakat izy io, fa toy ny fanomezana zavatra iray asa soa ary amin'ny fotoana rehetra.

Niteny i Allah manao hoe : - (Ary mamoaha fanomezana amin'ny làlan'i Allah ianareo). [Sourate-Al-bakarat :195].