V35 : Izy io dia ampahan-karena tsy maintsy avokan'ny andian'olona ary omena an'ireo vondron'olona voatokana amin'izany ary amin'ny fotoana voafaritra.
-Ary izy io (Zakat) dia iray amin'ireo andry hijoroan'ny finoana Islam, ary fanomezana izay alaina amin'ny harean'ireo mpanankarena ka omena ny mahantra.
Niteny i Allah manao hoe : {Ary avoahinareo ny Zakat}. [Sourate-Al-Baquarat :43].