V34 : Izy io dia fifantohan'ny fo amin'izay ataony sy fitonian'ireo rantsana rehetra.
Niteny i Allah manao hoe : (Henika ny fahasambarana tanteraka ireo mpino) 1. (Izay manetry sy mifantoka amin’ny fanompoana (Swalat) ataony 2. [Sourato Al-mou Minouna : 1,2].