F26 : Inona ireo tonimbavaka (Azkar) vakina aorian'ny fanaovana Salam?

V26 : Fitenenana "Astaghfiroullahi" in-telo.

-"Astaghfiroullahi! Astaghfiroullahi! Astaghfiroullahi! Allahoumma anta salamou wa minka salamou tabarakta ya zal djalali wal ikramou".

-"La ilaha illallahou wahdahou la sharika lahou; lahoul moulkou walahoul hamdou wahou ala koulli Shai'in Quadir. Allahoumma la Maa'nioun lima aa'twaita wala mou'twia lima manaa'ta wala yanfaa' Zal djaddi minkal djaddi".

- "La ilaha illallahou wahdahou la sharika lahou; lahoul moulkou walahoul hamdou wahou ala koulli Shai'in Quadir, La-haoula Oala Kou-Oata Y-la Billahy, La-yllaha Y-lla-loaho,Oa-la Nan-boudo Y-la y-yahou,Laou-Neymato Oa-lahoule-fadhoulo,Oa-lahoule-phanaoule-Hassana, La-yllaha Y-lla-loaho Mokholosi-na lahou-Dina, Oa-lao-karihale- Kafirona".

- "Soubhanallahi" in-33.

-"Alhamdoulillahi" in-33.

-"Allahou Akbar" in-33.

Avy eo fenoina zato amin'ny teny hoe : "La Ilaha Illallahou Wahdahou La Sharika Lahou; Lahoul Moulkou Walahoul Hamdou Wahou Ala Koulli Shai'in Quadir".

Avy eo mamaky Sourat Al-Ikhlass sy ireo Fiaraovana anakiroa (Quoul-Aouzou birabil-Falaq sy Quoul Aouzou Birabin-Nasi). In-telo siaky ny vita swalat fajri sy maghrib, ary indray mandeha fotsiny aorian'ny swalat hafa.

-Ary mamaky Ayatoul-Koursiou indray mandeha.