V17 : Ny Swalat dia voadidy tsy maintsy ataon'ny mpino tsirairay.
Niteny i Allah manao hoe : (Tena marina fa ny Swalat dia voasoratra ara-potoana ho an'ireo mpino). [Sourat An-Nissa :103].