Valiny40 : Ny fiankinan-doha amin’i Allah ilay Tsitoha amin'ny fahazoana ny soa sy fanoherana ny loza, no sady arahin-kasa.
Niteny i Allah manao hoe : {Ary izay miantehitra amin'i Allah dia ampy ho azy Izy}. [Sourate At-Toalaq : 3].
(Ampy ho azy) : Midika fa mahampy amin'ny fiarovana azy.