Valiny37 : Ny finoana dia mitombo amin’ny alàlan'ny fankatoavana ary mihena amin’ny fanaovana fahotana.
Niteny i Allah manao hoe : (Ireo tena mpino, dia ireo izay mientana ny fony rehefa tsiahivina anaran'i Allah, ary rehefa tanisaina eo amin'izy ireo ny teny famantarana dia mampitombo ny finoan'izy ireo, ary any amin'ny tompo zanaharin'izy ireo no iankinany). [Sourate-Al- Anfaly : 2].