Fanontaniana23 : Iza no farany tamin'ireo Mpaminany sy Iraka?

Valiny23 : i Mouhammad (S.A.W).

Niteny i Allah manao hoe : (Tsy rain'iray amin'ireo lehilahy ao aminareo velively i Mouhammad (S.A.W), fa Irak'i Allah ary farany amin'ireo Mpaminany izy ...). [Sourate-Al-Ahzab : 40]. Ary niteny ilay Irak'i Allah manao hoe : "Ary izaho no farany amin'ireo Mpaminany ary tsy hisy intsony ny Mpaminany ao aoriako". [Notaterin'i Abo Dawod sy Tirmizi ary ankoatra azy ireo (R)].