Fanontaniana13 : Moave misy mahafantatra zava-miafina ankoatr'i Allah?

Valiny13 : Tsy misy mahafantatra ny zava-miafina afa-tsy i Allah irery ihany.

Niteny i Allah manao hoe : Lazao hoe : “Tsy misy mahalala ny zava-miafina na iza na iza amin'ireo rehetra any an-danitra sy ny eto an-tany afa-tsy i Allah, Ary tsy fantatr'izy ireo rahovina no hampitsanganana azy ireo amin'ny maty". [ Sourat An-Naml : 65 ].